|
|
|
|

Teny iditra1  be no aizana
Singan-teny  2 be, 3 aizana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza zaza iray efa be taona vao manan-jandry indray; zaza efa lehibe vao mitsaika ao an-kibon-dreniny ny zandriny [1.1]
Voambolana  6  Fifandraisana: fianakaviana
Tovy hevitra  7 be anaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12